{"product_id":"ilay-saka-mpanasitrana","title":"Ilay Saka Mpanasitrana","description":"Celesse, the healer cat, is a highly respected member of the neighborhood. As the mistress's favorite cat, she spends lazy days in the warmth of the house.\u003cbr\u003eOne snowy night a mother hare rushes in, desperate for help. Reluctantly, the healer cat travels with her through a nighttime snowstorm and biting cold winds. In a dark forest, Celesse comes face-to-face with a scary surprise and is forced to gather her powers for the first time in a while. \u003cbr\u003e---\u003cbr\u003eNoho ny hery mahasitrana ananany, Lisy Rasakamanasitrana dia mponina tena haijaina eo amin'ny fiarahamonina. Satria izy saka ankafizin'ny ramatoa mpitaiza azy indrindra, afaka mankafy hakamoana mandany ny androny ao amin'ny hafanan'ny trano.\u003cbr\u003eSaingy nisy renibitrodia nisosososo niditra, nila fanampiana. Naharesy lahatra an-dRasakamanasitrana ny fiangavian'ilay bitrodia izay nitondra azy namakivaky ny alina tanaty tafio-drivotra sy fanala mamirifiry. Tao anaty ala maizina, nifanehatra nifanatri-tava tamina zava-tsy nampoizina i Lisy ary voatery nanangona ny heriny rehetra. \u003cbr\u003eRehefa dila ny alina lava ary vita tamim-pahombiazana ny dia, dia nivoka ny masoandro, nanafana tsy ilay ala feno fanala fotsiny fa ny fon'ilay saka mpanasitrana koa.","brand":"WickWick","offers":[{"title":"Default Title","offer_id":39777525039204,"sku":"9789523571945","price":19.95,"currency_code":"EUR","in_stock":true}],"url":"https:\/\/suomalainen-test.myshopify.com\/products\/ilay-saka-mpanasitrana","provider":"Suomalainen Test","version":"1.0","type":"link"}